Entrée voafolaka (folaka)
Partie du discours participe passé
Traduction anglaise bent, broken in, tamed. [Richardson 1885]
Traduction française rompu, plié, dompté, corrigé [Abinal 1888]
Synonymes nofinolaka
Exemples 
1Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina. [Rakotonirainy: Fahendrena]
2nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [Razafiarivony: Harivolana]

Mis à jour le 2021/03/01