| Entrée | 1 fararano |
| Mots élémentaires | 2 fara, 3 rano |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [1.1] |
| Explications en anglais |
6 harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [1.2] 7 the harvest, the harvest season [1.7] |
| Explications en français |
8 moisson; l'automne [1.8] |
| Exemples |
9 Andranobe lany vary ka naniry ny ho fararano.
[2.588#]
10 Tao anatin'ny faran'ny fararano indrindra tamin'izay. [2.324#] |
| Vocabulaire | 11 Temps 12 Géographie: (en général) |
| Analogues | 13 lohataona, fahavaratra, ririnina |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 15 Randzavola: fararano ao amin' ny Baiboly (=> Palestina) |
| Anagrammes | 16 fanararo, 17 fararano |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|