|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fahavaratra
Singan-teny  2 faha~, 3 varatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The rainy season, the summer [1.2#146]
7 summer, the thunderstorm season [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 l'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
Ohatra  9  Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
10  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
11  asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Voambolana  12  Fotoana 13  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  14  fararano, 15  lohataona, 16  ririnina
Kamban-teny rehetra  17 mosarem-pahavaratra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  Fahavaratra
Singan-teny  20 faha~, 21 varatra
Sokajin-teny  22  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  23 Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy  24  Imprimerie Faneva. 1965. Takila: 150.
Lahatsoratra  25 

Fivaditsoratra  Fahavaratra, fahavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21