|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  faha~
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fony, tamin' ny andron' i...: Noenjehina ny Kristianina faha Ranavalona reniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 prefix of past time. Before voyels, fah- only is used. The following words will illustrate its use:
5 fahagola, faharazana, fahavaratra,
6 fahavelony, fahazaza, fahiny,
7 fahireny, fahizay [1.2#146]
Fanazavàna teny frantsay  8 du temps de, à l'époque de, sous le règne de [1.3#136]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Ny ankehitriny :
Voambolana  11  Fotoana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 18 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13  faha~
Sokajin-teny  14  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa:
16 -- mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana: Fahadimy, fahasivy ambin' ny folo;
17 -- mba hilazana isan-drefy: Fahatelo, hono, ny halalin' itỳ rano itỳ; / Lamba antsasa-pahadimy;
18 -- mba hilazana vanin' andro: Lasa tamin' ny Fahavalon' ny volana nankany Fianarantsoa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a prefix to numerals, making them ordinal and (rarely) fractional.
20 Before vowels fah- only is added.
21 This prefix may be added to all except iray, one, for which number voalohany is employed;
22 but when the iray occurs in compounds, eleven, twenty-one, etc., the fah- can be added;
23 it is used however in speaking of the Prime Minister's chief aide-de-camp, who is fahirainy.
24 [Cf. vaga, used in an exactly similar way in the Melanesian languages]
25 the commencement of all abstract nouns formed from the verb in maha-, as: fahalalana, from lala; fahendrena, from hendry; fahadiony, from dio, etc. [1.2]
26 prefix, when one was ..., at the time of, as:
27 fahagòla (in olden times), fahazàza (when one was a child)
28 prefix to numerals, as: fahatelo: third in order; and so with other numerals
29 prefix to nouns; typically meaning a state of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30 préfixe, du temps de... ex: fahagòla
31 (anciennement), fahazàza (du temps où l'on était enfant)
32 préfixe qui sert à former les adjectifs ordinaux, ex.: fahatelo: le troisième : et ainsi pour les autres numéros
33 préfixe qui sert à former des substantifs abstraits [1.8]
Ohatra  34  Ary faha 23, vonto ny alahamady [2.48]

Fivaditsoratra  faha~, 35 hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17