Entrée varatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
Explications en anglais Thunder; a thunderbolt [1.7]
Explications en français Foudre, tonnerre [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Préfixée : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée varatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  fotaka [1.1]
Morphologie 
Simple : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Préfixée : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry

Mis à jour le 2023/06/12