|
|
|
|

Entrée1  lohataona
Mots élémentaires  2  loha, taona
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Temps
5  Géographie: (en général)
Explications en malgache  6  Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
Explications en anglais  7  springtime [1.7]
Explications en français  8  printemps [1.8]
Exemples  9  fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69]
10  fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245]
Mots composés 
Titres 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot lohataona

Anagrammes  14  halotoana, lohataona

Mis à jour le 2023/10/08