|
|
|
|

Entrée1  fararano
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Temps
4  Géographie: (en général)
Explications en malgache  5  Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [1.1]
Explications en anglais  6  harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [1.2]
7  the harvest, the harvest season [1.7]
Explications en français  8  moisson; l'automne [1.8]
Exemples  9  Andranobe lany vary ka naniry ny ho fararano. [2.588#]
10  Tao anatin'ny faran'ny fararano indrindra tamin'izay. [2.324#]
Mots élémentaires  11  fara, rano
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fararano
Article  14  Randzavola: fararano ao amin' ny Baiboly (=> Palestina)

Anagrammes  15  fanararo, fararano

Mis à jour le 2023/12/01