Entrée (1/4) | 1 angatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1] |
Explications en anglais |
4 Partiality [1.2, 1.7] 5 Unfair dealing, unfair judgement [1.2] 6 Also false praise, flattery. [1.2] 7 Unfairness [1.7] |
Explications en français |
8 Partialité, préférences [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/4) | 13 angatra |
Partie du discours | 14 nom |
Vocabulaire |
15 Religions, Croyances |
Explications en malgache |
16 Lolo, avelo, fanahy [1.78] 17 Matoatoa na lolo [1.78] 18 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1] |
Explications en anglais |
19 Spirit, ghost, demon. [1.2] 20 A ghost [1.7] |
Explications en français |
21 Ambiroa [2.165] 22 Fantôme [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot angatra |
Entrée (3/4) | 27 angatra |
Partie du discours | 28 nom |
Vocabulaire |
29 Santé |
Explications en malgache |
30 Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1] 31 Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] |
Explications en anglais |
32 Gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2] 33 Gonorrhea [1.7] |
Explications en français |
34 Blennorragie [1.8, 1.54, 1.13] |
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 37 angatra |
Partie du discours | 38 adjectif |
Explications en malgache |
39 maivana [1.78] |
Synonymes | 40 miangatra |
Anagrammes | 41 angatra, atranga |
Mis à jour le 2023/08/15 |