|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 lolo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fasana. [Bara] [1.78]
4fasana. [Masikoro] [2.606#152]

Teny iditra (2/5)5 lolo
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary. [1.1]
8an-dolo. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9a ghost. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10spectre, revenant (fantôme). [1.8]
Voambolana  11 Finoana
Mpanahaka  12 angatra, 13 matoatoa
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 11 amin' io teny io
Teny nalaina  15 Soratra misy io teny io

Teny iditra (3/5)16 lolo
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Aretinkibo mahavoa tampoka. [1.1]
Voambolana  19 Fahasalamana

Teny iditra (4/5)20 lolo
Fototeny  21lo
Sokajin-teny  22 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  23[duplicatif diminutif]. [1.3]

Teny iditra (5/5)24 lolo
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra. [1.1]
27lolobe, lay. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  28a butterfly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29papillon. [1.8, 1.13]
Ohatra  30 Ny renintantely sy ny lolo [2.332#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  32 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02