|
|
|
|

Entrée1  matoatoa
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Religions, Croyances
Explications en malgache  4  Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
Explications en anglais  5  a ghost [1.7]
Explications en français  6  fantôme, revenant [1.3, 1.8]
7  spectre [1.8]
Exemples  8  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot matoatoa
Article  11  Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2022/07/30