Entrée | 1 akohofotsy |
Mots élémentaires | 2 akoho, fotsy |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Santé |
Explications en malgache |
5 angamaty (aretina) [Taifasy]
[1.78] 6 farasisa [Taimoro] [1.78] 7 aretindratsy [Tambahoaka] [1.78] 8 aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [Betsimisaraka] [1.78] 9 aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [Tanala] [1.78] 10 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] |
Explications en français |
11 blennorragie [1.78, 1.13] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 akohofotsy, akotso fohy |
Mis à jour le 2023/10/27 |