Entrée ahy
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1]
Explications en anglais Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [1.2]
 Me (as object); mine [1.7]
Explications en français à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3]
 A moi, me [1.5]
 Moi (objet), mien [1.8]
  [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [1.6]
Explications en italien Me, a me [1.18]
Exemples 
1Aiza no misy ahy? [2.5]
2Natoky ahy i Feno. [2.472]
3Iza no mba tia ahy? [2.471]
4Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
5Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Morphologie 
Simple : ahy, ahiko
Mots composés 
Analogues  aho, izaho ~ -ko, -o
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée ahy
Partie du discours nom
Explications en malgache Tahotra [1.1]
 Fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13]
Explications en anglais Solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2]
Explications en français Soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5]
 Inquiétude, souci [1.3]
 Conscience [1.13]
Exemples 
1Aiza no misy ahy? [2.5]
2Natoky ahy i Feno. [2.472]
3Iza no mba tia ahy? [2.471]
4Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
5Ny ahy toaka mahery! [2.583]
6Mba kivazivazy ny ahy. [2.895]
7Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Vocabulaire 
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11