|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aho |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho.
4 Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO 5 sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, 6 na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho 7 vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". 8 Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa 9 amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: 10 ahay na iahay (izahay); 11 ie na ii (izy); aia (aiza), 12 Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny 13 miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, 14 miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: 15 mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10] 16 mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao 17 teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, 18 saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana: 19 Handeha rahampitso vao maraina aho. 20 Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 I, myself. This word is chiefly used after the predicate,
22 and izaho is used before. 23 [Malay ako, Polynesian au] [1.2] 24 I [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 je, moi. Il se met toujours après le verbe.
[1.3] 26 je, moi (se place généralement à la fin de la phrase). [1.5] 27 je [1.8] 28 je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [Tanala] [1.6] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 32 ahy, 33 ko |
| Kamban-teny rehetra | 34 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
35 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | aho, 36 hao, 37 hoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|