| Entrée (1/2) | 1 ahoaho |
| Radical | 2 aho |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona. [1.10] |
| Explications en anglais |
5 stupidity, dullness of apprehension. [1.2] |
| Dérivés |
|
| Entrée (2/2) | 11 ahoaho |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 kiakiaka [Taisaka]
[1.78] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 15 ahoaho, 16 hoahoa |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|