Index

Proverbes : mpisikidy

Proverbe 1Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary. [2.165 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina. [2.653 #1989]
Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina. [2.653 #3215]
Traduction françaiseNe demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [2.165]

Proverbe 2Manao zanaky ny mpisikidy ka tsy mba ho faty, na zanaky ny mpanefy ka tsy ho may. [2.165 #39]
Manao zanaky ny mpisikidy tsy mba ho faty. [2.558 #2026]
Traduction françaiseCroire qu' on ne mourra pas parce qu' on est fils d' un devin, c' est comme si l' on pensait qu' on ne sera pas brûlé du fait qu' on est fils d' un forgeron. [2.165]

Proverbe 3Mandry mpisikidy, matory mpialanana : manana ny marary tsy mahazo tory. [1.147 #M55]

Proverbe 4Mpaminany tsy masina antaniny. [1.1]
Mpisikidy tsy masina an-taniny. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny olona tsy inoan' ny ao an-tanana misy azy na dia mahay aza. [1.1]

Proverbe 5Mpisikidy tsy mahita tena. [2.415 #131]
Traduction françaiseLe devin ne sait rien sur ce qui le concerne lui-même. [2.415 #131]
Interprétation françaiseS'il est malade, il ne peut pas se guérir lui-même ; le sens est analogue au proverbe : un médecin ne se guérit pas lui-même. [2.415 #131]

Index