|
|
|
|

Teny iditra1  mpanefy
Fototeny  2 tefy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fempina, mpanefy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09