|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahatoky | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ataovy betsaka ny sakaizanao, fa ataovy vitsy ny itokiana. [2.415 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa ataovy vitsy ny mahatoky. [2.415 #5067] Ataovy maro ny sakaiza, fa iray ihany no itokisana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ohabolana mampahatsiaro fa na maro aza ny namana, vitsy no tena azo itokisana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ayez beaucoup d' amis, mais confiez-vous à un petit nombre. [2.415 #5067] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Izy no mitafy lamba saro-bazana, ao salaka mahatoky azy. [2.415 #1635, 2.165]
Izy no mitafy lamba saro-bazana, dia ao ny salaka matoky azy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | S' il a un lamba trop court, c' est qu' il a confiance dans le salaka qui lui serre les reins. [2.415]
S' il porte un lamba trop court (laissant voir le haut des jambes) c' est qu' il a confiance dans la toile qui lui couvre les reins. [2.165 #1308] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ny sakaiza tiana no mahatoky. [2.415 #5126] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les amis chers, on a confiance en eux. [2.415 #5126] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|