Entrée | tiana (tia) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra ¶ Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho ¶ Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny ¶ Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana ¶ Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Synonymes | tiavina | ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot tiana | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |