Entrée tia
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
¶ Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
¶ Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
¶ Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 6441.7] to love, to like
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] aimer
  [Abinal 1888] affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
tia
tiava
Mots composés, titres, noms 
 
Analogues  mirona ~ miraiki-pitia ~ miraiki-po ~ mandala ~ mankamamy ~ mankafy ~ mankasitraka
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31