|
|
|
|

Teny iditra1  fitia
Fototeny  2 tia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
5 Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
6 Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'affection [1.3]
8 amour [1.5]
Ohatra  9  hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Voambolana  12  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fiita, fitia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09