Entrée | tiavina (tia) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Synonymes | tiana | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |