|
|
|
|

Teny iditra1  ataovy
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atao [Fitanisana]
Ohatra  4  ataovy izay hahavitana ny hatao. [2.472]
5  ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ataovy, 7 atoavy, 8 voaaty, 9 voaita

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02