Index

Proverbes : drakidraky

Proverbe Drakidraky be tsy mamàna : manome safoitra ny akoho. [Samson 1965 #D15]

Proverbe Drakidraky mamàna, gisy mangatody : raha tsy tiana tsy anaran-trena-maso. [Samson 1965 #D16]

Proverbe Drakidraky manasa loha : samy manano ny faniny. [Samson 1965 #D17]

Proverbe Drakidraky omam-potaka : tonga dia vavany. [Samson 1965 #D18]

Index