Entrée manome (ome)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] [ mañome ] manome [1.78]
 Mahafoy: Manome vola ny mahantra
¶ Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy [1.1]
Explications en anglais to give [1.2, 1.7]
 to present [1.2]
Explications en français donner [1.8, 1.13]
 offrir, céder [1.13]
Morphologie 
Présent manome
Passé nanome
Futur hanome
Impératif manomeza, manomiaza
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1"Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara. [2.293]
2Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324]
3Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470]
4Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470]
5- Manome toky anao aho! [2.471]
6Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20