|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 zohy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina:
4 Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a cave, a cavern
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cave, tunnel, souterrain
[1.3] 7 caverne, grotte [1.8, 1.13] 8 galerie [1.13] |
| Ohatra |
9 Niditra ny zohy indray aho hatory.
[2.643#]
10 Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357#] |
| Tovy hevitra | 11 zoma |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 14 zohy |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Fanarahana avy eo aoriana
17 Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy 18 Famelana handeha aloha [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 34 hozy, zohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|