Entrée zohina (zohy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Arahina: Loza fazohin' Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany
¶ Enjehina: Nozohin' ny mpiambina ilay mpangalatra ka azony
¶ Hatonina, jokoina: Zohio moramora io papelika io sao lasa [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be followed, as a line in reading; to be investigated [Hallanger 1973]
Traduction française qu'on suit, comme la ligne en lisant; qu'on poursuit [Hallanger 1974]
Morphologie 
zohina
zohiko
zohinao
zohiny
zohintsika
zohinay
zohinareo
zohin'
zohin-
zohim-
zohi-
nozohina
nozohiko
nozohinao
nozohiny
nozohintsika
nozohinay
nozohinareo
nozohin'
nozohin-
nozohim-
nozohi-
hozohina
hozohiko
hozohinao
hozohiny
hozohintsika
hozohinay
hozohinareo
hozohin'
hozohin-
hozohim-
hozohi-
zohio
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31