|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zinohy |
| Fototeny | 2 zohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara:
5 Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qu’on a suivi, accompagné
[1.3#874] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voazohy |
| Fivaditsoratra | 11 hizino, zinohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|