|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjohy |
| Fototeny | 2 zohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy
5 Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita 6 Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to follow; to pursue;
8 to investigate [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 suivre; poursuivre
[1.8] |
| Ohatra |
10 Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manjohy, 17 mihanjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|