|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vono |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony
4 Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina 5 Fitsofana ny jiro 6 Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 killing; murder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer
[1.3] 9 tuerie, meurtre [1.8] |
| Ohatra |
10 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 31 vôño |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 mampifanaraka, mampitovy
[Bezanozano]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | vono, vôño |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|