|
|
|
|

Entrée1  voavono (vono)
Partie du discours  2  participe passé
Explications en français  3  Tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné [1.3#857]
Exemples  4  Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono. [2.472#56]
5  Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana. [2.470#71]
Synonymes  6  vonono

Mis à jour le 2023/02/20