|
|
|
|

Teny iditra1 famonoana
Fototeny  2vono
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany.
5Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana.
6Fitsofana: Famonoana afo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause. [1.3]
Ohatra  8 Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka. [2.113]
9 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470]
10 Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366]
Kamban-teny rehetra  11famonoan-tsoratra
Teny nalaina  12 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  13 amofonana, 14 famonoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08