|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tampina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery
4 Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano
5 Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano
6 Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 plugged, corked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 bouché [1.3#662, 1.8, 1.13]
9 obstrué [1.3#662, 1.8]
10 fermé
11 ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher:
12 Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3#662]
13 fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie
14 (de tampina).
15 Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation.
16 Voir aussi tampinangatra. [Sakalava, Tsimihety] [1.196]
Ohatra  17  Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [2.471#57]
18  Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [2.4#67]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28  Fahasalamana
Mpanahaka  29  tsentsina
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)31  tampina
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  34 mpitana, tampina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17