|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitampina |
| Fototeny | 2 tampina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be plugged, to be corked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être bouché, obstrué
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 mitampim-bava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|