Entrée tsentsina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano
Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana
Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay
Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1]
Explications en français Bouché [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  tampina

Mis à jour le 2023/06/19