Entrée manentsina (tsentsina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. [1.1]
 Manisy zavatra hanampenana lavaka [1.13]
Explications en français Boucher [1.13]
Exemples 
1Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay [2.424]
2Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4]
Morphologie 
Présent : manentsina
Passé : nanentsina
Futur : hanentsina
Impératif : manentsena
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/21