|
|
|
|

Teny iditra1  voatsentsina
Fototeny  2 tsentsina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu’on a bouché [1.3#759]
Ohatra  5  Dia nanao araka izay nolazain' ny zanany Ilaingahy, ka nony efa voatsentsina tsara ny lavaka, dia hoy ny zanany : "Siaho amin' izao àry, ry Idada. [2.69#200]
Tovy hevitra  6 tsinentsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12