|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  takatra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 tratra [Sihanaka] [1.78]
4 tratran'ny tànana ( raisina ) [Tanala] [1.78]
5 Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany
6 Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?
7 Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 reached or attained; understood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre)
10 perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela)
11 a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix) [1.3]
12 qu'on atteint; compris [1.8]
Ohatra  13  "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
14  ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna. [2.588#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  29 takatre
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 18 amin' io teny io
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)32  takatra
Sokajin-teny  33  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  34 maigre [1.3]
35 Se disait des maigres. [2.415]

Teny iditra (3/3)36  takatra
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39 the tufted umber (bird) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  40 oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm. [1.3]
41 ombrette [1.54]
42 l'ombrette, oiseau d'eau [1.8]
43 Oiseau de mauvais augure. [2.415]
Ohatra  44  Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra
[2.131]
Voambolana  45  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  46  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  48  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  takatra, 49 Tartaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17