Entrée |
atakatra
(takatra)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Entina manakatra: Itỳ hazo itỳ atakatra an' io boky io [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | ce avec quoi on atteint, on touche, on parvient à [Abinal 1888]
|
Morphologie |
atakatra
atakatro
atakatrao
atakany
atakatsika
atakatray
atakatrareo
atakatr'
ataka-
atakatry
| |
natakatra
natakatro
natakatrao
natakany
natakatsika
natakatray
natakatrareo
natakatr'
nataka-
natakatry
| |
hatakatra
hatakatro
hatakatrao
hatakany
hatakatsika
hatakatray
hatakatrareo
hatakatr'
hataka-
hatakatry
| |
atakaro | |
|
|