Entrée taka
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka
¶ Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara [Rajemisa 1985]

2009/02/23