|
|
|
|

Teny iditra1  manakatra
Fototeny  2 takatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to try the depth of water; to try to reach up to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8]
Ohatra  7  Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. [2.606#]
8  tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. [1.369#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  manakatra, 14 manatrakà, manatraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21