|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tadio
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tadina [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)4  tadio
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [1.2]
8 a whirlwind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 tourbillon de vent [1.8]
Ohatra  10  Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [2.470]
Voambolana  11  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  35 atody, tadio

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17