|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambarao
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3#26]
Ohatra  4  ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022#]
5  Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324#]

Teny iditra (2/2)6  ambarao
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [Sakalava] [1.1]
Voambolana  9  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  31 ambaora, ambarao, 32 amboara, Amboara

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08