Entrée | 1 ambara |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Atao, herina, ampangaina [Betsimisaraka]
[1.78] 9 Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambara intsony aho. [1.1] |
Explications en anglais |
10 told, declared, revealed (of things). This word, although a root verb, takes n and h for past and future. [1.2] 11 revealed, declared [1.7] |
Explications en français |
12 révélé, manifesté; déclaré [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot ambara |
Mis à jour le 2023/08/11 |