|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanambara |
| Fototeny | 2ambara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4izay milaza amin'ny fomba ôfisialy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5révélateur.
[1.3#26] 6déclarant. [1.13] |
| Ohatra |
7 aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|