Entrée (1/3) | 1 fanambarana |
Radical | 2 ambara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy 5 Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1] |
Explications en anglais |
6 revelation, disclosure [1.7] |
Explications en français |
7 révélation, action de manifester [1.8] |
Mots composés |
|
Titres | 11 Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations) |
Entrée (2/3) | 12 fanambarana |
Radical | 13 tambatra |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1] |
Entrée (3/3) | 16 Fanambaràna |
Partie du discours | 17 nom propre (livre biblique) |
Explications en anglais |
18 Revelation: one of the books of the Bible [2.996] |
Explications en français |
19 Apocalypse: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulaire |
20 Ecritures Saintes |
Synonymes | 21 apokalypsy, apokalypsy |
Mis à jour le 2023/01/20 |