Entrée raorao (rao)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
¶ Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais roughness [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Explications en français rugosité [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [Rasamuel: Fanambadiana, page PAGE]
2Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [Andriamalala: Ranomasina, page 61]
Citations 

Entrée raorao
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Mis à jour le 2020/07/31