|
|
|
|

Entrée (1/2)1  nahandro
Radical  2  handro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [1.1]
Explications en anglais  5  a meal. See handro, sakafo. [1.2]
6  cooked food; cooking [1.7]
Explications en français  7  mets cuisinés; repas; acte de cuisiner [1.8]
Exemples  8  Manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69]
9  Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298]
Tous les mots composés  10  3 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  11  Economie: alimentation
Analogues  12  hanina, sakafo
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)14  nahandro
Radical  15  handro
Partie du discours  16  passé du verbe actif mahandro

Anagrammes  17 handrona, handroña, 18 nahandro

Mis à jour le 2025/10/18