|
|
|
|

Entrée1  sakafo
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  saka, afo
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  21  27 mots contenant sakafo
Explications en malgache  22  [1.1] Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo
Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay
Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina
Explications en anglais  23  [1.7] food, a meal
Explications en français  24  [1.8] repas; mets, aliments
Exemples  25  [2.324] Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina;
Vocabulaire  26  Economie: alimentation
Analogues  27  hanina, nahandro
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot sakafo
Article  29  Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  30  fasako, sakafo, sokafa

Mis à jour le 2025/08/26