|
|
|
|

Teny iditra 1  fisakafoana
Fototeny  2 sakafo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihinanana sakafo: Amin' ny 12 ora no fisakafoan' ny kilasimandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of eating; a meal (sometimes pronounced fisakafoànana) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de manger; repas (parfois prononcé fisakafoànana) [1.8]
Tsipelina hafa  7 fisakafoanana
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fisakafoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04