|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nahandro |
| Fototeny | 2 handro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
5 Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a meal. See handro, sakafo.
[1.2] 7 cooked food; cooking [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 mets cuisinés; repas; acte de cuisiner
[1.8] |
| Ohatra |
9 Manatitra ny nahandro, tompoko!
[2.69]
10 Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: hanina |
| Mpanahaka | 12 hanina, 13 sakafo |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 nahandro |
| Fototeny | 17 handro |
| Sokajin-teny | 18 ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao mahandro |
| Fivaditsoratra | 19 handrona, handroña, nahandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|